|
|
|
|

Teny iditra1 fehivorintany mafana
Singan-teny  2fehy, 3vory, 4tany, 5mafana
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7faritra eo anelanelan'ny adijady sy ny asorotany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8zone chaude. [1.13]
Voambolana  9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11