|
|
|
|

Teny iditra1 fehitenda
Singan-teny  2fehy, 3tenda
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fehy tenda] 6A neck-cloth, a neck-tie, a cravat.. [1.2]
7a necktie. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8cravate. [1.8]
Ohatra  9 Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [2.470]
Voambolana  10 Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  11fehintenda
Tovy hevitra  12fehivozo
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02