|
|
|
|

Teny iditra1 fehim-ponenana
Singan-teny  2fehy, 3fonenana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo. [1.1]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  7fehim-pihavanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12