|
|
|
|

Teny iditra1 fehim-pihavanana
Singan-teny  2fehy, 3fihavanana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6lien de parenté. [1.54]
Voambolana  7 Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  8fehim-ponenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12