|
|
|
|

Teny iditra1 fehezan-dalàna
Singan-teny  2fehezana, 3lana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Fitambaran'ny didy maromaro iray tarika. [1.1]
6fitambarana lalàna na mikasika lafin-javatra iray. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7code. [1.13]
Ohatra  8 Tsy fanajana ny lalàna Ny Lalàna mifehy ny asa no fehezandalana lehibe indrindra tsy maintsy arahina. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12