|
|
|
|

Teny iditra1 fefim-boly
Singan-teny  2fefy, 3voly
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5haie protégeant un terrain cultivé. [1.196]
Ohatra  6 Mandehana mankeny amin' ny lalam-be sy ny fefim-boly, ka tereo ny olona hiditra mba ho feno ny tranoko [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12