|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fatorana
Fototeny  2fatotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fehezina: Fatory ireto boky ireto.
5Gadrana: Nofatorana ireo mpangalatra tratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be bound, to be fettered.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on lie, qu'on enchaine. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 fatorana
Fototeny  14fatotra
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Fehezana: Mololo iray fatorana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17a cord, a chain; the person in chains.. [1.2]
18a cord, a fetter. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19lien, chaine, corde.
20les gens enchainés avant le jugement. [1.3]
21corde, lien. [1.8]
Haiendriteny 
22 Tsotra :
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 antarafo, 26 fanarato, 27 fanoatra, 28 Faratòna, 29 fatorana, 30 tafarona, 31 tarofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02