|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fatika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry misy tsilotsilony ohatra ny havaotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] thorns [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Betsileo] (le sens général du mot est : épine) Surtout Acanthospermum hispidum DC. (Asteraceae) ; allusion aux épines aigües des akènes qui causent souvent des blessures aux personnes marchant pieds nus. La décoction de la plante serait administrée contre les douleurs du ventre d'après Descheemeaker. [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)9  fatika
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 [Provincial] nails
12 for fatsaka, pellets, small shot [1.2]

Fivaditsoratra  fatika, 13 fitaka, 14 Tafika, tafika, 15 tifaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04