|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fatsaka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Fetsy ratsy, holokoloka, be tetika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4skillful, shrewd, cunning.
5See fetsy.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6roué, rusé, intelligent. [1.3]
Tovy hevitra  7fetsy
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)9 fatsaka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Bala madinika izay miparitaka rehefa itifirana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12pellets, small shot.. [1.2]
13bird shot. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14plomb de chasse. [1.8]

Teny iditra (3/3)15 fatsaka
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17comme fetsaka. [1.3]

Fivaditsoratra  18 fatsaka, 19 katsafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08