|
|
|
|

Teny iditra1 fasana aniritra
Singan-teny  2fasana, 3aniritra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12