|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aniritra |
| Fototeny | 2iritra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana aniritra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A temporary burial with a view to disinter the corpse and bury it again when the appropriate tomb is prepared..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6enterré provisoirement.
[1.3] |
| Tsipelina hafa | 7anirotra |
| Tovy hevitra | 8fasana aniritra |
| Kamban-teny rehetra | 9fasana aniritra |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 aniritra, 12 itrirana, 13 triarina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|