|
|
|
|

Teny iditra1 fasam-bao
Singan-teny  2fasana, 3vao
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5tombeau neuf, où personne a été mis. [1.3]
Ohatra  6 Halaviriko tahaka ny fasambao ary andosirako tahaka ny nendra mainty fa ny tody misy, ny atao miverina koa. [2.587#]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02