|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 faroratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra maditidity miraikidraikitra.
4Ny tadim-polihala. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie.
[1.3] 7Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. 8Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée.. [1.196] |
| Ohatra |
9 Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany.
[2.69]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 18farora-manga |
| Teny iditra (2/3) | 19 faroratra |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21hala (bibikely).
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22a provincial name for a centipede or spider.
23See trambo. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24espèce d'araignée ; araignée (ses fils)..
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 25 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 26fararotra |
| Teny iditra (3/3) | 27 Faroratra |
| Sokajin-teny | 28 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
29 Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby.
[2.48]
30 ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48] |
| Voambolana | 31 Finoana |
| Tsipelina hafa | 32rafaroratra, rafaroratra |
| Tsanganana sy sary iray takila |
33 Ny sampy taloha |
| Fivaditsoratra | 34 fararotra, 35 faroratra, Faroratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|