|
|
|
|

Teny iditra1 farimbona
Fototeny  2rimbona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fiaraha-manao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the alternate operation of two or more on anything, as two persons pounding rice, digging up the soil, attacking a third party, etc.
6Primitive root rimbona.
7See also ady farimbona.. [1.2]
8acting together. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9coopération, collaboration. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  17 farimbona, 18 rafanomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08