|
|
|
|

Teny iditra1 amparimbona
Fototeny  2farimbona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nanao amparimbona izahay rehetra tao antrano vao vita ilay asa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5(am-parimbona) see rimbona.
6Used only in phrases such as manao am-parimbona.
7To make an opposition of two or more against one.
8See ady am-parimbona.. [1.2]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amparimbona, 11 mampañoriba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02