|
|
|
|

Teny iditra1 kamory
Fototeny  2vory
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo. [1.1]
5velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6a pond or reservoir. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7étang. [1.3, 1.13]
8bassin, réservoir. [1.3, 1.8]
9petit lac.. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  10 Ombieny ombieny, zary lalana ny fefiloha mampisaraka ny ony amin' ny tanimbary, ny tanimbary amin' ny heniheny sy ny kamory lehibe sy kely. [2.470]
11 Tao Alaotra no tena nonenany, nefa ny faritra rehetra manodidina ka nisy kamory na heniheny, nahitana azy daholo. [2.472]
Voambolana  12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  13kamorin-driaka
Lahatsoratra  14Randzavola: kamory ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15 kamory, 16 kimora, 17 miroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08