|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faraingososona |
| Singan-teny | 2faraingo, 3sosona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana»..
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haiteny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|