|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faraingo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra mailodoha, farango.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a bend, a curve, anything curved as a hook.
5See baraingo. [1.2#169] 6a hook. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7crochet.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Lesoka ambanin' ny rano ny sifotra, totohondry vita, sakafo tapany, mitondra faraingo mody, ody resin-jaza kamboty sy ny mananon-tena;
[2.69#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21faraingososona |
| Fivaditsoratra | 22 angarofy, 23 faraingo, 24 farangoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|