|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fantsy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the spur of a cock.
5See fatsy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6ergot. [1.3]
Ohatra  7 Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [2.442]
8 Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [2.558]
9 Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [2.298]
Voambolana  10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tsipelina hafa  11fatsy
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14 fantsy
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16Épines ; nom général des arbustes épineux.
17Plus spécialement :. [Merina, Betsileo]
18des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae).
19Bois nerveux : on en fait des cannes..
20des carissa : Carissa edulis var.
21subtrinervia
Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir.
22(Apocynaceae).. [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  24fantsikahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25 fantsy, 26 fintsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02