|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanozongozona |
| Fototeny | 2hozongozona |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manozongozona.
5Azo hozongozonina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qu’on agite habituellement, qu'on secoue souvent, la manière de secouer.
[1.3#274] |
| Ohatra |
7 Indro hataoko tokonana fanozongozona Jerosalema ho an' ny firenena manodidina rehetra;
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|