|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fanoro
Fototeny  2doro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4zaka mety mirehitra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5combustible. [1.13]
Tovy hevitra  6fandoro
Kamban-teny rehetra  7fanoromena

Teny iditra (2/3)8 fanoro
Fototeny  9toro
Sokajin-teny  10 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11Fomba entina manoro.
12Azo atoro. [1.1]

Teny iditra (3/3)13 fanoro
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Zavamaniry fanao sesi-kidoro ny voniny ary fampandoavana ny raviny (Gomphocarpus fructicosus). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16(de toro : indication, action de révéler, de montrer quelque chose).
17Gomphocarpus fruticosus (L.) W.T.
18Aiton et Gomphocarpus cornutus Decne.
19(Apocynaceae).
20Voir fanory.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  22fanoroboka
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23 fanoro, 24 forona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08