|
|
|
|

Teny iditra1 fanontaniana
Fototeny  2ontany
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana teny mila setriny na valiny: Nanao fanontaniana ilay mpandaha-teny fa tsy nisy namaly ny mpihaino.
5Zavatra adinina amin' ny fanadinana: Fanontaniana efatra tamin' ny enina no voavaliny ka afaka izy.
6Fakana am-bavany, famotopotorana: Naharitra adiny telo ny fanontaniana an' Ray voampanga. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a question. [1.2, 1.7]
8interrogation. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9l'interrogation, l'examen. [1.3]
10information. [1.4]
11question. [1.8]
Ohatra  12 Iza re no hamaly ny fanontaniana? [2.356#]
13 Napetrany ihany anefa ny fanontaniana: [2.470]
14 Izany no fanontaniana tokana manan-danja: [4.27]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
16 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08