|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanontana |
| Fototeny | 2tonta |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanjerana: Fanontana kanonta.
5Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky. 6Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky. 7Fanontam-bola. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8[Rel.
9s. 10from manonta (tonta).] A press, a printing press. 11The word presy is more frequently used now.. [1.2] 12printing. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13action d'imprimer.
[1.8] 14édition. [1.13] |
| Ohatra |
15 Dia ny fanontana azy hisy soratra.
[2.366#]
16 Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy. [2.356#] |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 fanantona, 19 fanontana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|