|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanomboka
Fototeny  2tomboka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manomboka zavatra: Na inona na inona atao, amin-kafaliana no fanomboka azy lalandava.
5Fomba na toetran'ny zavatra manomboka: Mampitaintaina ny fanomboky ny tantara.
6Azo atomboka. [1.1]

Teny iditra (2/2)7 fanomboka
Fototeny  8tomboka
Sokajin-teny  9 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10Fomba entina manomboka.
11Azo tombohana: Tsy mba fanomboka ny alika. [1.1]

Fivaditsoratra  12 fambonoka, 13 fanomboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12