|
|
|
|

Teny iditra1 fanohanana
Fototeny  2tohana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotra ny fanohanana io tamboho io tsy hianjera.
5Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana.
6Fanampiana, famonjena: Tsy vita itỳ sekoly itỳ raha tsy nisy ny fanohanan' ny zanaka am-pielezana. [1.1]

Fivaditsoratra  7 fanahonana, 8 fanohanana, 9 fanonahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12