|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanohana |
| Fototeny | 2tohana |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera.
5Azo tohaina. [1.1] |
| Ohatra |
6 Olona fatra-panohana ny mahantra izy
[1.1#630]
|
| Teny iditra (2/2) | 7 fanohana |
| Fototeny | 8toha |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Fanakanana, fanoherana.
[1.1] 11singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12butée.
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 13 fahonana, 14 fanahona, 15 fanohana, 16 fonahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|