|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjifana |
| Fototeny | 2jifa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fandaniana tanteraka.
[1.13] 5fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha. [1.62.mg#340] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6consommation.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana.
[4.27#2008/09/12]
|
| Voambolana | 8 Toe-karena |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 fañafinja, 11 fanjifana, 12 fifanjana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|