|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjanahan-tsaina |
| Singan-teny | 2fanjanahana, 3saina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6impérialisme culturel.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
[2.503#]
|
| Voambolana | 8 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|