|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanjanahantany |
| Singan-teny | 2fanjanahana, 3tany |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony.
[1.1] 6fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[fanjanahan-tany]
7néocolonialisme.
[1.13] 8colonisation, colonialisme. [1.66] |
| Voambolana | 9 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|