|
|
|
|

Teny iditra1 fanjanahan-tsaina
Singan-teny  2fanjanahana, 3saina
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6impérialisme culturel. [1.13]
Ohatra  7 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503#]
Voambolana  8 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12