|
|
|
|

Teny iditra1 fanjakan' i Baroa
Singan-teny  2fanjakana, 3Baroa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fanjakana baroa] 6A state of lawlessness. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7anarchie, la cour du roi Pétaud. [1.3]
Ohatra  8 Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa. [2.503]
Tovy hevitra  9fanjakana raban-tsahona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12