|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanitso
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3karazana metaly fanafoana trano na anaovana siny.... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4zinc. [1.2, 1.7]
5galvanized iron, especially roofing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6zinc. [1.8, 1.13, 1.5]
7fer galvanisé, spécialement pour toiture. [1.8]
Isam-pirenena  8Zn. [3.1]
Ohatra  9 fanitso ny ankamaroan' ny tafo sy ny rindrina. [2.445]
10 Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356]
11 Maro efitra malalaka tsara izy sady misy fitaratra mazava no mitafo fanitso. [2.332]
Voambolana  12 Simia
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  14 Fisokajiana miherina

Teny iditra (2/2)15 fanitso
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny anglisy  17an herb, Justicia haplostachya, And.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18(de itso : vert, et au sens figuré : jeune, vigoureux, fécond) Nom donné à des plantes à croissance rapide.
19Notamment :.
20Justicia haplostachya (Nees) T.
21Anderson (Acanthaceae). [Merina]
22Melanthera madagascariensis Baker (Asteraceae).
23Grande plante herbacée des lieux humides.. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  24 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25 afontsy, 26 fanitso, 27 fiantso, 28 fotsina, 29 nafotsy, 30 tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08