|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanitsiana |
| Fototeny | 2hitsy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4l'action de redresser, d'aligner, de corriger, de justifier, l'instrument, le moyen, la cause.
[1.3#246] 5dégauchissage, retouche, dressage. [1.13] |
| Ohatra |
6 Ny fanitsiana ny teny frantsay no nitadiavako fanampiana.
[2.356#]
7 Tsy misy fanitsiana azo raisina raha tsy nahazoana ny faneken' ny Governemanta. [1.320#] |
| Voambolana | 8 Haitao |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 fanitsiana |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12fotaka mifangaro amin' ny lomotra sady misy fasika, sikidy atao hisorohana ny loza mety hitranga.
[Masikoro]
[2.606#151] |
| Fivaditsoratra | 13 fanitsiana, 14 fitanisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|