|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanitrihana |
| Fototeny | 2sitrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanitrihana alika ao anaty rano.
5Fanafenana: Ato no fanitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita. 6Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanitrihana ny razana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L’action de plonger, d'enterrer, de cacher, de se plonger, de se cacher, le lieu, le motif.
[1.3#612] |
| Ohatra |
8 Azy manokana irery kosa ny fiasana tanimboly, ny fihavana azy volana ira na roa aorian' ny fanitrihana ny masomboly na ny fanatsatohana ny taho-mangahazo.
[2.470#]
9 ny fanomanana sy ny famongarana ny faty, ny fiandrasana azy, ny fanitrihana, ary ny aorian' ny fanitrihana. [2.436#] |
| Tsipelina hafa | 10fanasitrihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|