|
|
|
|

Teny iditra1 fanasitrihana
Fototeny  2sitrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanasitrihana alika ao anaty rano.
5Fanafenana: Ato no fanasitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita.
6Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanasitrihana ny razana. [1.1]
Tovy hevitra  7fanitrihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12