|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanipy |
| Fototeny | 2tsipy |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manipy.
5Azo atsipy, fanary: Fanipy any amin' ny fanariam-pako itony gazety mpilelaka itony. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6projection.
[1.13] |
| Voambolana | 7 Matematika: rafitsary |
| Tovy hevitra | 8fanipazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|