|
|
|
|

Teny iditra1 fanipazana
Fototeny  2tsipy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitorahana: Fanipazana fonjam-by.
5Fanariana: Tsy misy azo atao afa-tsy ny fanipazana ny zavatra toy itony any anaty fako. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6projection. [1.13]
Voambolana  7 Matematika: rafitsary
Tovy hevitra  8fanipy

Fivaditsoratra  9 fanapizana, 10 fanipazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12