|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 faningana |
| Fototeny | 2singana |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina maningana, manavaka.
5Azo singanina. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 faningàna |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8fampiakarana entana mavesatra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9levage.
[1.13] |
| Voambolana | 10 Haitao |
| Fivaditsoratra | 11 fanangany, 12 fanginana, 13 faningana, faningàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|