|
|
|
|

Teny iditra1 fanineniny
Fototeny  2inenina
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Famerenana asa iray hatramin' ny inenina: Fanineniny no niverenako teo nefa tsy nahita azy aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5pour la sixième fois. [1.3]
Ohatra  6 Mbola nanana anaka koa Lià sy nitera-dahy fanineniny tamin' i Jakoba [2.996]
Haiendriteny 
7 Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12