|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faninefany |
| Fototeny | 2inefatra |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[faniNEfatra]
[1.75#xlvii] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5pour la quatrième fois.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|