|
|
|
|

Teny iditra1 fanindronana
Fototeny  2tsindrona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandoahana na famelezana amin' ny lohan-java-maranitra; fanatrobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny ranom-panafody. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de piquer, de percer, de transpercer, l’instrument. [1.3#776]
Ohatra  6 Ny tenin' ny hendry dia toy ny fanindronana omby; [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12