|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanimpitony |
| Fototeny | 2impito |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5pour la septième fois.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Ary nony fanimpitony, dia hoy izy:
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|