|
|
|
|

Teny iditra1 fanehana
Fototeny  2eka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy.
5Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L'action de serrer, d’appeler. [1.3#9]
Ohatra  7 Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely. [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12