|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 eka
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3eny. [Tambahoaka, Bara, Tanala, Tanosy] [1.78]
4eny, marina. [Taimoro] [1.78]
5eny. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6yes! precisely! it is true.
7Used in expressing approbation.
8See eny. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9oui. [Taisaka] [1.82]
10oui, c'est bien cela.. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  11ekany, eky, heka

Teny iditra (2/2)12 eka
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  14provincial for aika, compact, close. [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tsipelina hafa  20aika

Fivaditsoratra  21 ake, 22 eka, 23 kae, 24 kea

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19