|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanefana |
| Fototeny | 2efa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanonerana: Amin' ny herinandro ambony ny fanefako ny trosanao.
5Fanoloana: Takiko ny fanefanao ny bokiko very fa sarobidy tamiko loatra izy iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the act of accomplishing something ; the act of paying a debt.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L'action de finir, de payer, etc.
8le moyen. [1.3] 9action d'accomplir, de terminer ; action de payer une dette. [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|