|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandria-malemy lafika |
| Singan-teny | 2fandriana, 3malemy, 4lafika |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fanangolena, fanolikolena, fanojikojena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[fandriamalemilafika]
7Wheedling, coaxing, acting the sycophant.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8flatterie, cajolerie, séduction.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|