|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrefesana |
| Fototeny | 2refy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5mesure, mesurage.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana.
[2.356#]
7 eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436#] 8 Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508#] |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 10Randzavola: fandrefesana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|