|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fandravona |
| Fototeny | 2ravona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mandravona, mampitovy tantana.
5Azo aravona. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser.
[1.3#518] |
| Teny iditra (2/3) | 7 fandravoña |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9loko, fandokoana.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 10 fandravona |
| Fototeny | 11ravona |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety.
[Sakalava]
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 14 fandravoña, fandravona, 15 fandrovana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|