|
|
|
|

Teny iditra1 fandraka tohanam-pively
Singan-teny  2fandraka, 3tohana, 4fively
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6Fiasana fandrafetana na fanefena, izay andoahana na anaovana lalatra kely amin' ny hazo na amin' ny vy: Ento aty ny fandraka handoahako ity hazo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12