|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 fandrahana
Fototeny  2fandraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo itỳ.
5Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra.
6Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan' i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be cut by a chisel; to be morticed.. [1.2]
8to be chiseled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on cisèle. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/4)14 fandrahana
Fototeny  15rahana
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Fomba entina mandrahana, mampangotraka. [1.1]

Teny iditra (3/4)18 fandrahana
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny malagasy  20soamaravo. [Betsimisaraka] [1.1]

Teny iditra (4/4)21 fandrahana
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny frantsay  23(de rahaka : ramifications) Nom d'un chiendent malgache.
24Cynodon dactylon (L.) Pers (Poaceae).
25Bonne fourragère.
26Voir aussi fandrotrarana.. [Betsileo, Bara, Sakalava] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28 fahandrana, 29 fandrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13